Salamo 145:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka+ ô,Ary hidera ny anaranao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 145:1 w04 15/1 10-11; w90 15/12 11 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 145:1 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2004, p. 10-1115/12/1990, p. 11
145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka+ ô,Ary hidera ny anaranao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+