Salamo 146:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hidera an’i Jehovah aho mandritra ny androm-piainako.+Hihira fiderana ho an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.+
2 Hidera an’i Jehovah aho mandritra ny androm-piainako.+Hihira fiderana ho an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.+