Ohabolana 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 eny, rehefa ho avy toy ny oram-baratra ny zavatra hatahoranareo, ary ho avy tahaka ny tafiotra ny loza hanjo anareo,+ ary ho tonga aminareo ny fahoriana sy ny fotoan-tsarotra.+
27 eny, rehefa ho avy toy ny oram-baratra ny zavatra hatahoranareo, ary ho avy tahaka ny tafiotra ny loza hanjo anareo,+ ary ho tonga aminareo ny fahoriana sy ny fotoan-tsarotra.+