Ohabolana 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vonjeo izay entina hovonoina, ary enga anie ka havotanao+ izay mangozohozo entina haringana!