Tononkiran’i Solomona 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Iza iny vehivavy+ miakatra avy any an-tany efitra iny,+ izay mitehina amin’ny malalany?”+ “Teo ambany paoma ianao no nofohaziko. Teo ny reninao no nanaintaina niteraka anao. Teo izy no nanaintaina rehefa nihetsi-jaza niteraka anao.+ Tononkiran’i Solomona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:5 yp 254 Tononkiran’i Solomona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:5 Fandalinana, Boky 2,
5 “Iza iny vehivavy+ miakatra avy any an-tany efitra iny,+ izay mitehina amin’ny malalany?”+ “Teo ambany paoma ianao no nofohaziko. Teo ny reninao no nanaintaina niteraka anao. Teo izy no nanaintaina rehefa nihetsi-jaza niteraka anao.+