Isaia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:1 ip-1 192-193 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:1 Faminanian’i Isaia I, p. 192-193
15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina.