Isaia 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Toy ny voro-manidina mandositra satria voaroaka ao amin’ny akaniny,+ dia ho toy izany ny zanakavavin’i Moaba eny amin’ny toerana fiampitana an’i Arnona.+
2 Toy ny voro-manidina mandositra satria voaroaka ao amin’ny akaniny,+ dia ho toy izany ny zanakavavin’i Moaba eny amin’ny toerana fiampitana an’i Arnona.+