Isaia 30:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hoy ianareo: “Tsia, fa handositra mitaingin-tsoavaly izahay!+” Koa handositra tokoa ianareo. “Ary soavaly haingam-pandeha no hitaingenanay!”+ Dia ho haingam-pandeha koa ny mpanenjika anareo.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:16 ip-1 308 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:16 Faminanian’i Isaia I, p. 308
16 Fa hoy ianareo: “Tsia, fa handositra mitaingin-tsoavaly izahay!+” Koa handositra tokoa ianareo. “Ary soavaly haingam-pandeha no hitaingenanay!”+ Dia ho haingam-pandeha koa ny mpanenjika anareo.+