Isaia 30:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Lotoy ny sary sokitrareo norakofana takela-bolafotsy+ sy ny sarivongana metalinareo+ nopetahana takela-bolamena.+ Toy ny ataon’ny vehivavy tonga fotoana, dia harianao ireny+ ka ataonao hoe: “Maloto!”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:22 ip-1 310-311 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:22 Faminanian’i Isaia I, p. 310-311
22 Lotoy ny sary sokitrareo norakofana takela-bolafotsy+ sy ny sarivongana metalinareo+ nopetahana takela-bolamena.+ Toy ny ataon’ny vehivavy tonga fotoana, dia harianao ireny+ ka ataonao hoe: “Maloto!”+