26 Ho toy ny hazavan’ny masoandro mamirapiratra ny hazavan’ny volana fenomanana. Ary ho avo fito heny toy ny hazavana fito andro ny hazavan’ny masoandro mamirapiratra,+ rehefa fehezin’i Jehovah ny ratra+ amin’ny olony, ary sitraniny+ ny fery lalina vokatry ny kapoka nataony taminy.