Isaia 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hataon’i Jehovah re ny voninahitry ny feony,+ ary hataony hita ny fidinan’ny sandriny,+ miaraka amin’ny fahatezerana+ mirehitra sy ny lelafo mandevona+ sy ny oram-be sy ny oram-baratra+ ary ny havandra.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:30 ip-1 314 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:30 Faminanian’i Isaia I, p. 314
30 Hataon’i Jehovah re ny voninahitry ny feony,+ ary hataony hita ny fidinan’ny sandriny,+ miaraka amin’ny fahatezerana+ mirehitra sy ny lelafo mandevona+ sy ny oram-be sy ny oram-baratra+ ary ny havandra.+