Isaia 49:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 49:6 w09 15/1 21-22; w07 15/1 9; ip-2 141-142; w98 15/12 19; w94 15/3 25 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 49:6 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2009, p. 21-2215/1/2007, p. 915/12/1998, p. 1915/3/1994, p. 25 Faminanian’i Isaia II, p. 141-142
6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+
49:6 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2009, p. 21-2215/1/2007, p. 915/12/1998, p. 1915/3/1994, p. 25 Faminanian’i Isaia II, p. 141-142