8 Izao no nolazain’i Jehovah: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana no namaliako anao,+ ary tamin’ny andro famonjena no nanampiako anao.+ Narovako foana ianao ka nataoko antoka ho an’ny olona,+ mba hamerenana ilay tany amin’ny laoniny,+ sy mba hahazoana indray ny lova+ efa nilaozana,