26 Hataoko mihinana ny nofon’ny tenany ihany izay rehetra mampijaly anao, ary ho mamon’ny ran’ny tenany ihany izy ireo toy ny hoe mamon’ny divay mamy. Dia ho fantatry ny nofo rehetra fa izaho Jehovah+ no Mpamonjy+ anao sy Mpanavotra+ anao, ary izaho Ilay Maherin’i Jakoba.”+