Isaia 57:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Maty ny olo-marina,+ nefa tsy misy miraharaha+ an’izany. Nangonina ho any amin’ny toeran’ny maty ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ nefa tsy misy mahafantatra akory hoe noho ny fisian’ny loza no nanangonana ny olo-marina.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 57:1 ip-2 262 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 57:1 Faminanian’i Isaia II, p. 262-263
57 Maty ny olo-marina,+ nefa tsy misy miraharaha+ an’izany. Nangonina ho any amin’ny toeran’ny maty ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ nefa tsy misy mahafantatra akory hoe noho ny fisian’ny loza no nanangonana ny olo-marina.+