Isaia 57:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary manaitra filana eny akaikin’ireo hazobe+ sy eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra,+ sady manao sorona ankizy any amin’ny lohasaha falehan-driaka, eny anelanelan’ny harambato?+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 57:5 ip-2 264 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 57:5 Faminanian’i Isaia II, p. 263-264
5 ary manaitra filana eny akaikin’ireo hazobe+ sy eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra,+ sady manao sorona ankizy any amin’ny lohasaha falehan-driaka, eny anelanelan’ny harambato?+