-
Isaia 65:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Koa izay mangataka fitahiana eny ambonin’ny tany dia hangataka fitahiana avy amin’ilay Andriamanitra mendri-pitokisana,+ ary izay mianiana eny ambonin’ny tany dia hianiana amin’ny anaran’ilay Andriamanitra mendri-pitokisana,+ satria hohadinoina sy hafenina tsy ho hitan’ny masoko ny fahoriana taloha.+
-