Jeremia 42:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Naniraka anao ho any amin’i Jehovah Andriamanitsika izahay, ka hankatoavinay ny teniny, na soa izany na ratsy. Amin’izay, dia hahita soa izahay satria mankatò ny tenin’i Jehovah Andriamanitsika.”+
6 Naniraka anao ho any amin’i Jehovah Andriamanitsika izahay, ka hankatoavinay ny teniny, na soa izany na ratsy. Amin’izay, dia hahita soa izahay satria mankatò ny tenin’i Jehovah Andriamanitsika.”+