Jeremia 48:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Tsy nataonao fihomehezana ve ny Israely?+ Natao ho isan’ny mpangalatra angaha izy?+ Fa nihivingivin-doha ianao isaky ny niresaka zava-dratsy momba azy.
27 “‘Tsy nataonao fihomehezana ve ny Israely?+ Natao ho isan’ny mpangalatra angaha izy?+ Fa nihivingivin-doha ianao isaky ny niresaka zava-dratsy momba azy.