22 Hisy olona hanao toy ny voromahery ka hiakatra, ary avy eo dia hifaoka tampoka.+ Hamelatra ny elany mba hifaoka an’i Bozra izy.+ Amin’izany andro izany, ny fon’ireo lehilahy mahery ao Edoma dia ho toy ny fon’ny vehivavy mitebiteby rehefa mihetsi-jaza.”+