-
Ezekiela 46:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Raha manome lova ho an’ny zanany lahy tsirairay ilay mpiadidy, dia ho lasa fananan’ny zanany izany fanomezana izany. Ho fananana nolovan’izy ireo izany.
-