-
Daniela 5:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Noroahina niala tamin’ny zanak’olombelona izy, ary novana ho toy ny fom-biby ny fony, ary niara-nitoetra tamin’ny ampondradia izy.+ Nomena ahitra toy ny omby izy mba hohaniny, ary lenan’ny andon’ny lanitra ny tenany,+ mandra-pahafantany fa ilay Andriamanitra Avo Indrindra no Mpitondra eo amin’ny fanjakan’ny olombelona, ka izay tiany hapetraka eo no ataony eo.+
-