Daniela 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nirohotra nankao amin’ny mpanjaka ny olom-panjakana ambony sy ny lehibem-paritany.+ Ary hoy izy ireo taminy: “Ho ela velona anie ianao, ry Dariosy Mpanjaka ô!+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:6 dp 117 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:6 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Daniela, p. 117
6 Dia nirohotra nankao amin’ny mpanjaka ny olom-panjakana ambony sy ny lehibem-paritany.+ Ary hoy izy ireo taminy: “Ho ela velona anie ianao, ry Dariosy Mpanjaka ô!+