Daniela 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nisy vato nalaina ka nanampenana ny vava lavaka. Ary nasian’ny mpanjaka tombo-kase tamin’ny peratra fanombohan-kaseny sy ny peratra fanombohan-kasen’ny olo-manan-kajany ilay vato, mba tsy ho azo ovana ny lalàna nampiharina tamin’i Daniela.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:17 mrt lahatsoratra 12
17 Ary nisy vato nalaina ka nanampenana ny vava lavaka. Ary nasian’ny mpanjaka tombo-kase tamin’ny peratra fanombohan-kaseny sy ny peratra fanombohan-kasen’ny olo-manan-kajany ilay vato, mba tsy ho azo ovana ny lalàna nampiharina tamin’i Daniela.+