7 Anao ny fahamarinana, Jehovah ô, fa anay kosa ny henatra toy ny amin’izao anio izao,+ eny, anay mponin’i Joda sy Jerosalema mbamin’ny Israely rehetra, na ny lavitra na ny akaiky, dia izay any amin’ny tany rehetra nanaparitahanao azy noho izy nivadika taminao.+