-
Matio 12:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Ary hoy izy: ‘Hiverina any amin’ilay trano nialako aho.’ Nony tonga izy, dia hitany fa tsy misy mipetraka ilay trano, fa voafafa madio sady voaravaka.
-