Jaona 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia namaly i Jesosy hoe: “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa tsy noho ny nahitanareo famantarana no itadiavanareo ahy, fa noho ny nihinananareo ny mofo ka voky.+ Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:26 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1988, p. 6
26 Dia namaly i Jesosy hoe: “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa tsy noho ny nahitanareo famantarana no itadiavanareo ahy, fa noho ny nihinananareo ny mofo ka voky.+