Jaona 6:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hoy i Jesosy: “Izaho no mofon’aina. Izay manatona ahy tsy mba ho noana mihitsy, ary izay maneho finoana ahy tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:35 w24.12 7
35 Hoy i Jesosy: “Izaho no mofon’aina. Izay manatona ahy tsy mba ho noana mihitsy, ary izay maneho finoana ahy tsy hangetaheta intsony mihitsy.+