Jaona 6:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 ka hoy ireo:+ “Tsy i Jesosy zanak’i Josefa+ ve io e? Fantatsika ny ray aman-dreniny, koa nahoana izy izao no milaza hoe: ‘Nidina avy any an-danitra aho’?”
42 ka hoy ireo:+ “Tsy i Jesosy zanak’i Josefa+ ve io e? Fantatsika ny ray aman-dreniny, koa nahoana izy izao no milaza hoe: ‘Nidina avy any an-danitra aho’?”