Jaona 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny mpikarama+ kosa, noho izy tsy mba mpiandry sy tsy tompon’ny ondry, dia mandao ny ondry sy mandositra raha mahita amboadia manatona, ka rombahin’ny amboadia sy aparitany ny ondry.+ Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Ny mpikarama+ kosa, noho izy tsy mba mpiandry sy tsy tompon’ny ondry, dia mandao ny ondry sy mandositra raha mahita amboadia manatona, ka rombahin’ny amboadia sy aparitany ny ondry.+