22 “Ry Israelita, henoy izao teny izao: I Jesosy avy any Nazareta+ no lehilahy nasehon’Andriamanitra an-karihary taminareo tamin’ny fahagagana+ sy fambara ary famantarana. Tamin’ny alalany no nanaovan’Andriamanitra izany teo aminareo,+ ary fantatrareo tsara izany.