Romanina 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Eny, marina izany! Noho ny tsy finoany+ anefa no nanapahana azy ireo, fa noho ny finoanao kosa no ijoroanao.+ Aza mihevi-tena ho ambony intsony,+ fa matahora.+
20 Eny, marina izany! Noho ny tsy finoany+ anefa no nanapahana azy ireo, fa noho ny finoanao kosa no ijoroanao.+ Aza mihevi-tena ho ambony intsony,+ fa matahora.+