19 Izy anefa tsy mifikitra akory amin’ny loha,+ dia ilay itomboan’ny vatana manontolo araka ny fampitomboan’Andriamanitra+ azy. Ny tonon-taolana sy hozatra mampifandray azy no manome izay ilain’ilay vatana manontolo sady manakambana azy mirindra tsara.+