Kolosianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary izay ataonareo, na amin’ny teny na amin’ny asa,+ dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo,+ ka misaora+ an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany. Kolosianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1988, p. 26-27
17 Ary izay ataonareo, na amin’ny teny na amin’ny asa,+ dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo,+ ka misaora+ an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.