1 Tesalonianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy nitady voninahitra avy tamin’olona+ koa izahay, na avy taminareo izany na avy tamin’olon-kafa, na dia afaka nampitondra enta-mavesatra anareo teo amin’ny lafiny ara-bola+ aza, satria apostolin’i Kristy izahay.
6 Tsy nitady voninahitra avy tamin’olona+ koa izahay, na avy taminareo izany na avy tamin’olon-kafa, na dia afaka nampitondra enta-mavesatra anareo teo amin’ny lafiny ara-bola+ aza, satria apostolin’i Kristy izahay.