1 Tesalonianina 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary mba hataonareo tanjona ny hiaina amim-pilaminana,+ sy ny tsy hitsabaka amin’ny raharahan’ny hafa,+ ary ny hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny nandidianay anareo.
11 ary mba hataonareo tanjona ny hiaina amim-pilaminana,+ sy ny tsy hitsabaka amin’ny raharahan’ny hafa,+ ary ny hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny nandidianay anareo.