1 Petera 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tohero anefa izy+ ka manàna finoana matanjaka, satria fantatrareo fa ampitondraina fijaliana toy izany koa ny rahalahinareo rehetra ao amin’ny finoana, eran’izao tontolo izao.+ 1 Petera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:9 w15 15/5 14-18 1 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:9 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2015, p. 14-18
9 Tohero anefa izy+ ka manàna finoana matanjaka, satria fantatrareo fa ampitondraina fijaliana toy izany koa ny rahalahinareo rehetra ao amin’ny finoana, eran’izao tontolo izao.+