FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

d Namono Zezoita sy Fransiskanina maromaro i Hideyoshi, mpitondra japoney, satria nilaza ny Espaniola fa handefa miaramila aorian’ny misionera. Nikasa hampiasa olona nanolo-tena avy any Philippines sy Japon ny Zezoita, mba hahazoana an’i Chine. Azo antoka fa izany no vao mainka nahatonga ny Japoney hiahiahy azy ireo. Nivoaka tamin’ny 1614 àry ny didy nandrara ny asan’izy ireo. Voalaza tao fa manahy ny Japoney sao ny “hanova ny governemanta sy haka ilay tany” no tanjon’ny Katolika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara