Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy amin’ny fiteny 83 izao ny Mifohaza!, ary ilay gazety namany hoe Ny Tilikambo Fiambenana dia atao pirinty amin’ny fiteny 132. Maro no nahita fa manampy ny fomba fanoratra mazava ao amin’ireo gazety ireo, rehefa mianatra fiteny vaovao.