Fanamarihana Ambany Pejy
a Ny hoe BASE dia fanafohezana ny hoe trano, antenne, velaran-tetezana sy tany, amin’ny teny anglisy. Heverina ho mampidi-doza aoka izany io fanatanjahan-tena io, dia ny fitsambikinana amin’ny elon’aina avy amin’ny toerana voafaritra tsara toy ny trano, tetezana ary hantsam-bato, ka raran’ny National Park Service, any Etazonia.