Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy nampianatra i Jesosy hoe ho teraka ao amin’ny vatana hafa indray ny olona rehefa maty. Nampianatra kosa izy hoe tsy misy fotsiny ny maty, fa toy ny matory, ka miandry ny fananganana amin’ny maty.—Jaona 5:28, 29; 11:11-14.