Fanamarihana Ambany Pejy
a Mety hihevitra, ohatra, ireo Kristianina nanompo sampy taloha, fa toy ny manompo sampy ihany ny mihinana ilay hena. Mety ho tafintohina koa ireo malemy ara-panahy kokoa, satria mety hieritreritra izy ireo fa toy ny manompo sampy ireo Kristianina namany raha mihinana amin’ilay hena.