Fanamarihana Ambany Pejy
a Nilaza koa io rakipahalalana io fa mahatsiaro ho manirery imbetsaka sy maharitra ny tanora toy izany. ‘Mino izy fa ny tsy fananana namana dia maharitra mandrakizay, tsy azo sakanana, vokatry ny toetra ratsiny, ary tsy azo ovana sady tsy hiova mihitsy.’