Fanamarihana Ambany Pejy
a Hita taratra eo amin’ny nifin’ny olon-dehibe iray, raha zatra nisakafo tsara ny reniny tamin’ny bevohoka azy sy tamin’ny nampinono azy. Manomboka maniry ao ambanin’ny hihy mantsy ny nify amin’io fotoana io. Mifarana izany rehefa 18 na 20 taona any ho any ilay olona.