Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy mpikaroka milaza fa ‘mbola miasa tsara foana ny sain’ny 90 isan-jato eo ho eo amin’ny olona 65 taona mahery.’ Raha tianao ho fantatra izay tokony hatao rehefa tsy miasa tsara intsony ny sain’ny olona iray, dia vakio ilay andian-dahatsoratra hoe “Maladie d’Alzheimer — Pour un soulagement”, ao amin’ny Réveillez-vous! 22 Septambra 1998.