Fanamarihana Ambany Pejy
a Tena ankasitrahana ny fanomezana ataonao, rehefa misy ezaka vonjy rano vaky. Lazain’ny olona sasany ny fomba tiany hampiasana ny vola omeny. Tsara kokoa anefa raha arotsaka ao amin’ny fanomezana ho an’ny asa maneran-tany ireny fanomezana ireny. Io tahiry io mantsy no hakana vola arakaraka izay ilaina.