Fanamarihana Ambany Pejy
a Ny teny hebreo hoe ʼohr no nadika hoe hazavana, ao amin’ireo andininy miresaka izay nitranga tamin’ny “andro” voalohany. Hazavana fotsiny no dikan’izy io. Ma·ʼohr ʹ kosa no ampiasaina ao amin’ny andininy miresaka izay nitranga tamin’ny “andro” fahefatra. Ireo zavatra manome hazavana kosa no dikany.