Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy torohevitra ara-baiboly hanampiana an’ireo mana-manjo sy fanazavana amin’ny an-tsipiriany momba ny fampanantenana fitsanganana amin’ny maty, ao amin’ilay bokikely hoe Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.