FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Tsy voatery hiteny ny ankizy iray vao ho fantatra hoe nisy nametaveta. Mety ho hita amin’ny fihetsiny izany. Mety ho nisy zavatra tsy nataony intsony nefa ataony indray, toy ny mipipỳ am-pandriana, tsy mety misaraka amin’ny ray aman-dreny, na matahotra havela irery. Izany no manaporofo fa misy zavatra mampikorotan-tsaina azy. Tsy voatery ho nisy nametaveta anefa ny ankizy rehetra manao izany. Anontanio moramora izy mba hahafantaranao izay zavatra mampalahelo azy. Amin’izay ianao dia ho afaka hampahery sy hiaro azy, ary hanome toky fa vonona hanampy azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara