Fanamarihana Ambany Pejy
a Tena ilaina ireto hery lehibe efatra ireto mba hampisy sy hampaharitra an’izao rehetra izao manontolo: hery misintona, herin’andriamby avy amin’ny herinaratra, hery niokleary matanjaka sy malefaka. Mifandanja tsara izy efatra ireo.—Jereo ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana 15 Aprily 2001, pejy 5 sy ny Mifohaza! 8 Oktobra 2000, pejy 6-7.